izao tontolo izao
marengarenga | 12 Aogositra, 2006 06:41
izao tontolo izao avy aiza ary iza no namboatra azy ary moa ve tsy misy tanjona ny nanamboarana azy ity, ary raha misy dia inona ilay tanjona fa raha tsy misy dia inona ny antony nanamboarana azy ,ary izaho ity moa avy aiza ary aiza zaho izao ary hovina zah no mba miala teto ary ho aiza rehefa avy eo ary iza no nitondra ahy teto ary ovina zah no alainy teto